Ny fiainana eto an-tany (Ny Valolahy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho tantaraiko aminao e! ny fiainana eto an-tany
Ho tsoriko aminao e! izany akony izany

Ref : ny fiainana eto an-tany mantsy manalasala ihany
mifaly anio, mety mbola hitomany

kodiaran-tsarety anie ny fiainana eto an-tany
Na izaho na ianao o! mbola ho vovoka ihany

Aza mbola misento ianao na koa mitomany
Na mafy loatra re ny fiainana eto an-tany

Lazaiko aminao marima
Fa raha tsy miady mafy ianao, hikorosy hatrany hatrany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Valolahy
Vangy : 2827
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : harymbola
Daty : 01/09/2017 08:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0718