Ny fiainana eto an-tany (Ny Valolahy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho tantaraiko aminao e! ny fiainana eto an-tany
Ho tsoriko aminao e! izany akony izany
Ref : ny fiainana eto an-tany mantsy manalasala ihany
poavsbyl mifaly anio, mety mbola hitomany
kodiaran-tsarety anie ny fiainana eto an-tany
Na ltjorzi izaho na ianao o! mbola tononkira.serasera.org ho vovoka ihany
Aza mbola misento ianao na koa mitomany
Na mafy loatra re ny fiainana eto an-tany
Lazaiko aminao marima
Fa raha tsy osch miady mafy ianao, hikorosy hatrany hatrany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny ValolahyVangy : 4279
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : harymbola
Daty : 01/09/2017 08:33