Ny fiainana eto an-tany (Ny Valolahy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho gzonwhc tantaraiko tononkira.serasera.org aminao e! ny fiainana eto an-tany
Ho tsoriko aminao e! izany pukzsmo akony izany

    Ref : ny fiainana eto an-tany mantsy manalasala ihany
            mifaly anio, mety mbola hitomany

kodiaran-tsarety anie ny fiainana eto an-tany
Na izaho na ianao o! mbola ho vovoka ihany

Aza mbola misento ianao na koa mitomany
Na mafy loatra re ny fiainana eto an-tany

Lazaiko aminao marima
Fa raha tsy miady mafy ianao, hikorosy hktkvdj hatrany hatrany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Valolahy
Hits : 4401
Likes : 0 Like
Created by : harymbola
Date : 01/09/2017 08:33
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0289