Tsy Ho Kivy (Ny tsantan'ny famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo ô,esory amiko ity kapoaka ity
Fa tena mangidy, mafaitra koa
Ka mila tsy ho zaka intsony
Nefa na dia izany aza ny fangatahako Aminao
Dia aoka ny sitraponao anie no hatao
Satria Ianao no efa nanome toky ahy
Hoe ny zanako , ny asan'ny tanako
Dia aoka ho adidiko Hoy Ianao
Ka resinao lahatra aho
Noho izany hanaraka Anao aho
Ary ikkocyl hankato izay anatra efa nomenao ahy
Tsy ho kivy intsony aho fa manana Anao
Manohana ahy raha sendra lavo aho
Nampahery mwdyua koa, sady nanoro izay tokony ho natao
Tsy hitomany intsony aho fa satria tianao
yulfx Ary ianao tsy hamela ahy ho irery
Anatin'ny ady mahamay sy sarotra
Satria Ianao no efa nanome tononkira.serasera.org toky ahy
Hoe ny zanako , ny asan'ny tanako
Dia aoka ho adidiko Hoy Ianao
Izany no tsy mahataitra ahy intsony
Ny amin'ireo mpanenjika ahy
Satria ianao mahalala izay hiheverana ahy
Tsy ho kivy intsony aho...
Fa tena mangidy, mafaitra koa
Ka mila tsy ho zaka intsony
Nefa na dia izany aza ny fangatahako Aminao
Dia aoka ny sitraponao anie no hatao
Satria Ianao no efa nanome toky ahy
Hoe ny zanako , ny asan'ny tanako
Dia aoka ho adidiko Hoy Ianao
Ka resinao lahatra aho
Noho izany hanaraka Anao aho
Ary ikkocyl hankato izay anatra efa nomenao ahy
Tsy ho kivy intsony aho fa manana Anao
Manohana ahy raha sendra lavo aho
Nampahery mwdyua koa, sady nanoro izay tokony ho natao
Tsy hitomany intsony aho fa satria tianao
yulfx Ary ianao tsy hamela ahy ho irery
Anatin'ny ady mahamay sy sarotra
Satria Ianao no efa nanome tononkira.serasera.org toky ahy
Hoe ny zanako , ny asan'ny tanako
Dia aoka ho adidiko Hoy Ianao
Izany no tsy mahataitra ahy intsony
Ny amin'ireo mpanenjika ahy
Satria ianao mahalala izay hiheverana ahy
Tsy ho kivy intsony aho...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny tsantan'ny famonjenaVangy : 2007
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fanaja Mandranto
Daty : 13/03/2017 10:52
