Adidiko ianao (Ny tsantan'ny famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro tononkira.serasera.org ireo niteny sy nandatsa ahy
Aiza izay Andriamanitrao
Tsy kivy anefa aho
Fa vao mainka koa
Niantso Anao ry Raiko Tsitoha
Ny lalana izay nodiaviko
Nanefenao ahy Ray Tsitoha
Mba hinoako sy hitokisako
Ny pqjpb herinao Andriamanitro
Fa Ny zanako, Ny asan'Ny tanako
Aoka ho adidiko ihany Hoy Ianao wohisu
Ny zanako ,ny asan'ny tanako
Aoka ho adidiko ihany Hoy Ianao
Ny ranomasoko nilatsaka
Tsy avelako ho very
Fa hangoniko ho tsangam-bato
Hiderako exuv Anao Ray Tsitoha
'Reo voasedra noho ny Anaranao
Aoka tsy ho solafaka
Fa mba hajoroy ka asehoy
Fa Tompo Ianao mandrakizay
Aiza izay Andriamanitrao
Tsy kivy anefa aho
Fa vao mainka koa
Niantso Anao ry Raiko Tsitoha
Ny lalana izay nodiaviko
Nanefenao ahy Ray Tsitoha
Mba hinoako sy hitokisako
Ny pqjpb herinao Andriamanitro
Fa Ny zanako, Ny asan'Ny tanako
Aoka ho adidiko ihany Hoy Ianao wohisu
Ny zanako ,ny asan'ny tanako
Aoka ho adidiko ihany Hoy Ianao
Ny ranomasoko nilatsaka
Tsy avelako ho very
Fa hangoniko ho tsangam-bato
Hiderako exuv Anao Ray Tsitoha
'Reo voasedra noho ny Anaranao
Aoka tsy ho solafaka
Fa mba hajoroy ka asehoy
Fa Tompo Ianao mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny tsantan'ny famonjenaVangy : 1642
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Fanaja Mandranto
Daty : 13/03/2017 09:29
