Hevitra momba ny Jesoa isaorako
Hiverina amin'ny Jesoa isaorako Hampiditra hevitra
Inante2202 (
19 ora lasa)
RAY MALALA Ô!
O! ry Ray Malala , mihanoa ianao
Fa miantso ny anaranao, ity zanakao
Mitalaho famonjena avy aminao
Hifonako ireo ratsy natao
Hatrizay aho nandao anao
Nanalavitra anao,
REF:
Fa anio ny faniriako
Hiara-dalana aminao
Tsara indrindra ny ao aminao
Akaikinao mandrakizay
NY MPITORY
O! ry Ray Malala , mihanoa ianao
Fa miantso ny anaranao, ity zanakao
Mitalaho famonjena avy aminao
Hifonako ireo ratsy natao
Hatrizay aho nandao anao
Nanalavitra anao,
REF:
Fa anio ny faniriako
Hiara-dalana aminao
Tsara indrindra ny ao aminao
Akaikinao mandrakizay
NY MPITORY
