Commentaires sur Jesoa isaorako
Revenir à Jesoa isaorako Ajouter un commentaire
Inante2202 (
il y a 19 heures)
RAY MALALA Ô!
O! ry Ray Malala , mihanoa ianao
Fa miantso ny anaranao, ity zanakao
Mitalaho famonjena avy aminao
Hifonako ireo ratsy natao
Hatrizay aho nandao anao
Nanalavitra anao,
REF:
Fa anio ny faniriako
Hiara-dalana aminao
Tsara indrindra ny ao aminao
Akaikinao mandrakizay
NY MPITORY
O! ry Ray Malala , mihanoa ianao
Fa miantso ny anaranao, ity zanakao
Mitalaho famonjena avy aminao
Hifonako ireo ratsy natao
Hatrizay aho nandao anao
Nanalavitra anao,
REF:
Fa anio ny faniriako
Hiara-dalana aminao
Tsara indrindra ny ao aminao
Akaikinao mandrakizay
NY MPITORY
