tso-drano (ny antsa midera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tso-drano
Hitahy tononkira.serasera.org anao anie ny Tompo,
Ka hiaro anao,
Hampamirapiratra ny tavany
Aminao anie Izy,
Hanandratra ny tavany Izy,
Ka mujs hamindra fo aminao,
Ny fiainanao rehetra anie,
Ho mdcwbn fenoiny fitiavana
Ny fiadanany rxarym anie,
Arotsany aminao,
Ny fahasoavany anie,
Atobany ho anao,
Ka n’aiza n’aiza alehanao,
Homba anao anie Jehovah,
Na mivoaka ianao na miditra,
Ho tahiany, hatrany Ianao
Amena.
A/C : Rahaingomahefa Pascal
Hitahy tononkira.serasera.org anao anie ny Tompo,
Ka hiaro anao,
Hampamirapiratra ny tavany
Aminao anie Izy,
Hanandratra ny tavany Izy,
Ka mujs hamindra fo aminao,
Ny fiainanao rehetra anie,
Ho mdcwbn fenoiny fitiavana
Ny fiadanany rxarym anie,
Arotsany aminao,
Ny fahasoavany anie,
Atobany ho anao,
Ka n’aiza n’aiza alehanao,
Homba anao anie Jehovah,
Na mivoaka ianao na miditra,
Ho tahiany, hatrany Ianao
Amena.
A/C : Rahaingomahefa Pascal
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ny antsa mideraHits : 348
Likes : 0 Like
Created by : pascalrahaingo1
Date : 21/04/2026 10:48
