Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY EO ANKAIKINAO (NY ANTEMA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny eo ankaikinao
No mba faniriko
Iankina antratranao jesoa no tena fifaliako
Raha lavitra anao izany tenako toa tsy wfwgueq misy hafanana
Ny tsiky atolotrao feno fitiavana tononkira.serasera.org dia tena mahatamana
Ny eo ankaikinao...
Ny ady sarotra izay atrehinay
Toa tsy zakan'ny saina
Raha eo anilanao ny sento buuf wzntfpk sy taraina
Dia mody fifaliana.

--------
Link: