NY EO ANKAIKINAO (NY ANTEMA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny eo ankaikinao
No mba cuzwwis faniriko
Iankina antratranao jesoa no tena fifaliako
Raha lavitra anao izany tenako toa tsy misy hafanana
Ny tsiky atolotrao feno fitiavana hkphoyi dia immpqz tena mahatamana
Ny tononkira.serasera.org eo ankaikinao...
Ny ady sarotra izay atrehinay
Toa tsy zakan'ny saina
Raha eo anilanao ny sento sy taraina
Dia mody fifaliana.
Ny eo ankaikinao...

--------
Link: