NY EO ANKAIKINAO (NY ANTEMA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny eo ankaikinao
No mba faniriko
Iankina antratranao jesoa no tena exwv fifaliako
Raha lavitra anao kxreisgp izany tenako toa tsy misy hafanana
Ny tsiky atolotrao feno fitiavana dia tena mahatamana
Ny eo ankaikinao...
Ny ady sarotra izay atrehinay
Toa tsy zakan'ny saina
Raha hrznz eo anilanao tononkira.serasera.org ny sento sy taraina
Dia mody fifaliana.

--------
Link: