Embona takariva (Ny Anjarasoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hariva tokoa mantsy izany andro
Mahatsiaro ilay tiana lavitra any
Izaho atý dia latsaka tomany
Manembona ilay xicoes tiana saraka ahy
Embona takariva tononkira.serasera.org ipkert ihany sisa
Ao an-tsaiko ao no mamisavisa
Manantena fa mbola hihaona any aoriana
Sy ireo teny mamintsika
Sy ireo dina mowskr takariva
Mba sompatra ireny elanelan-tany
Mampisaraka, mampijaly toy izao
Nofidiko ny eo anilanao mandrakizay
Tsy hisaraka fa mandra-maty ho doria
Mahatsiaro ilay tiana lavitra any
Izaho atý dia latsaka tomany
Manembona ilay xicoes tiana saraka ahy
Embona takariva tononkira.serasera.org ipkert ihany sisa
Ao an-tsaiko ao no mamisavisa
Manantena fa mbola hihaona any aoriana
Sy ireo teny mamintsika
Sy ireo dina mowskr takariva
Mba sompatra ireny elanelan-tany
Mampisaraka, mampijaly toy izao
Nofidiko ny eo anilanao mandrakizay
Tsy hisaraka fa mandra-maty ho doria
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AnjarasoaVangy : 2405
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/07/2020 13:29
