Embona takariva (Ny Anjarasoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hariva cpyyvuf tokoa mantsy izany andro
Mahatsiaro ilay tiana lavitra any
Izaho atý dia latsaka tomany
Manembona ilay tiana saraka ahy
Embona takariva ihany sisa
Ao an-tsaiko ltpybrf ao no mamisavisa
Manantena fa mbola hihaona any aoriana
Sy ireo teny mamintsika
Sy ireo dina takariva
Mba sompatra ireny elanelan-tany
Mampisaraka, mampijaly toy izao
Nofidiko ny eo tononkira.serasera.org ohrgvd anilanao mandrakizay
Tsy hisaraka fa mandra-maty ho doria
Mahatsiaro ilay tiana lavitra any
Izaho atý dia latsaka tomany
Manembona ilay tiana saraka ahy
Embona takariva ihany sisa
Ao an-tsaiko ltpybrf ao no mamisavisa
Manantena fa mbola hihaona any aoriana
Sy ireo teny mamintsika
Sy ireo dina takariva
Mba sompatra ireny elanelan-tany
Mampisaraka, mampijaly toy izao
Nofidiko ny eo tononkira.serasera.org ohrgvd anilanao mandrakizay
Tsy hisaraka fa mandra-maty ho doria
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AnjarasoaVangy : 2479
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/07/2020 13:29
