Embona takariva (Ny Anjarasoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hariva tokoa mantsy izany andro
Mahatsiaro ilay tiana lavitra any
Izaho atý dia latsaka tomany
Manembona ilay tiana fhhvsaj saraka ahy
Embona takariva ihany sisa
Ao an-tsaiko ao no mamisavisa
Manantena fa mbola hihaona any aoriana
Sy ireo teny mamintsika
Sy ireo dina takariva
Mba sompatra ireny elanelan-tany
Mampisaraka, mampijaly toy izao
Nofidiko ny ljxha eo anilanao mandrakizay
Tsy tononkira.serasera.org hisaraka mstoyxid fa mandra-maty ho doria
Mahatsiaro ilay tiana lavitra any
Izaho atý dia latsaka tomany
Manembona ilay tiana fhhvsaj saraka ahy
Embona takariva ihany sisa
Ao an-tsaiko ao no mamisavisa
Manantena fa mbola hihaona any aoriana
Sy ireo teny mamintsika
Sy ireo dina takariva
Mba sompatra ireny elanelan-tany
Mampisaraka, mampijaly toy izao
Nofidiko ny ljxha eo anilanao mandrakizay
Tsy tononkira.serasera.org hisaraka mstoyxid fa mandra-maty ho doria
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AnjarasoaHits : 2408
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 27/07/2020 13:29
