Hihira aho (Ny Anjara Andrianarisaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola mitsoka eny foana
Ny rivotry ny mozika
Tsy tolan'ireny fotoana
Izay niarahantsika
Mbola miritsoka ihany
Ireo vetso-po izay tsy tana
Fa mamelovelo hatrany
Fa tsy lavitra...
Tsy laitra raràna

Mbola mitsoka eny foana
Ny rivotry ny mozika
Tsy tolan'ireny fotoana
Izay niarahantsika
Mbola miritsoka ihany
Ireo vetso-po izay tsy tana
Fa mamelovelo hatrany
Fa tsy lavitra...
Tsy laitra raràna

Ireo tononkira nampita ireo hafatra izay
Natolotra...
Mbola tsy Maty
Tsy Maty eo imolotra
Ireo feon-kira nampaoriory
Na koa nitory fitia
Tsy ho adinoina
Ho tsaroana foana ety...

Ref : Fa Mbola hihira aho, hihira ny fitia
  tononkira.serasera.org        Hihira foana aho Raha Mbola velona ety
         Fa Mbola hihira aho, hihira hatrany hatrany
         Ho re manako, hatrany am-paran'ny tany
         Satria ny hirako tsisy fiafarany

Mozika...

Ireo hira izay nozaraina
Sy noraketina an-tsary
Noforonina mba ho hiarina
Hitahiry ireo fiainana omaly
Mbola re misy misioka
Mitahiry sy mankafy
Ny fotoana no lasan'ny riotra
Fa ny hira...
Mijanona ety

Ireo tononkira nampita ireo hafatra izay
Natolotra...
Mbola tsy Maty
Tsy Maty eo imolotra
Ireo feon-kira nampaoriory
Na koa nitory fitia
Tsy ho adinoina
Ho tsaroana foana ety...

Ref : Fa Mbola hihira aho, hihira ny fitia
       jshk   Hihira foana aho Raha Mbola velona ety
         Fa Mbola hihira aho, hihira hatrany hatrany
        xcsqq  Ho re manako, hatrany am-paran'ny tany
         Satria ny hirako tsisy fiafarany
        
         Fa Mbola hihira aho, hihira ny fitia
         Hihira foana aho Raha Mbola velona ety
     kunajo     Fa Mbola hihira aho, hihira hatrany hatrany
         Ho re manako, hatrany am-paran'ny tany
         Satria ny hirako tsisy fiafarany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Anjara Andrianarisaina
Hits : 46
Likes : 0 Like
Created by : Faneva205
Date : 16/10/2026 00:00
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0369