Isika izao (Ny Aloalo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika izao hiombon-dia hamaky ny ala
'zaho tokinao, ianao tokiko koa
Toa vorompotsy na akanga hqhyrhfg miara-dia

FIVERENANA :
Vovon'amboa tsy hery fa tahotra
tànantsika mifandray toy ny ao am-po
Tonga rindrim-bato tsy toha
Ny maro raha iray loha
Akanga maro tsy vakin'amboa
Mitabe tsy lanin'ny mamba

Isika izao hiara-hanefa taon-trano
Hanao tàna-maro
asa aznyfd arahin-kalo
mavitribitrika toy ny vitsika

FIVERENANA : vovon'amboa...

Isika izao hiombo-mangidy sy ny mamy
Fitia mifamaly, fihavana-mirindra
Toy ny aty tononkira.serasera.org sy afero,
Miombom-marary

FIVERENANA : vovon'amboa...

Akanga maro tsy vakin'amboa
Mitabe tsy lanin'ny gyvgb mamba

--------
Rohy:
Hevitra
Hajaznkdd ( 27/07/2026 21:52)
HIran'ny firaisan-kina sy ny fiombonana izy ity
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Aloalo
Vangy : 59
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hajaznkdd
Daty : 27/07/2026 21:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0588