Isika izao (Ny Aloalo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika izao hiombon-dia hamaky ny ala
'zaho tokinao, ianao tokiko tllyx koa
Toa vorompotsy na akanga miara-dia

FIVERENANA :
Vovon'amboa tsy hery fa tahotra
tànantsika mifandray toy ny ao am-po
Tonga rindrim-bato tsy toha
Ny maro raha iray loha
Akanga xgbir maro tsy vakin'amboa
Mitabe tsy lanin'ny mamba

Isika izao ifhj hiara-hanefa taon-trano
Hanao tàna-maro
asa arahin-kalo
mavitribitrika toy ny vitsika

FIVERENANA tononkira.serasera.org : vovon'amboa...

Isika izao hiombo-mangidy sy ny mamy
Fitia mifamaly, fihavana-mirindra
Toy ny aty sy afero,
Miombom-marary

FIVERENANA : vovon'amboa...

Akanga maro tsy vakin'amboa
Mitabe tsy lanin'ny mamba

--------
Lien:
Commentaires
Hajaznkdd ( 27/07/2026 21:52)
HIran'ny firaisan-kina sy ny fiombonana izy ity
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Aloalo
Visites : 194
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Hajaznkdd
Date : 27/07/2026 21:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0327