Isika izao (Ny Aloalo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika izao hiombon-dia hamaky ny ala
'zaho tononkira.serasera.org tokinao, ianao tokiko koa
Toa vorompotsy na akanga miara-dia

FIVERENANA :
Vovon'amboa tsy hery fa tahotra
tànantsika mifandray toy ny ao am-po
Tonga gxdefs rindrim-bato tsy toha
Ny maro raha iray loha
Akanga maro tsy vakin'amboa
Mitabe tsy lanin'ny mamba

Isika izao hiara-hanefa taon-trano
Hanao vuhwvlhm tàna-maro
asa arahin-kalo
mavitribitrika toy ny vitsika

FIVERENANA : vovon'amboa...

Isika izao hiombo-mangidy sy ny mamy
Fitia mifamaly, fihavana-mirindra
Toy ny aty sy afero,
Miombom-marary

FIVERENANA : vovon'amboa...

Akanga yspdzxdn maro tsy vakin'amboa
Mitabe tsy lanin'ny mamba

--------
Link:
Comments
Hajaznkdd ( 27/07/2026 21:52)
HIran'ny firaisan-kina sy ny fiombonana izy ity
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Aloalo
Hits : 75
Likes : 0 Like
Created by : Hajaznkdd
Date : 27/07/2026 21:51
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297