Tsy maty vonoina (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malala ô! Mahatsiaro takariva ho'aho ny aty e!
Ka manina
Mahatsiaro ka miantefa aminao
Tiana tsy foy
Manenina fa mahatsiaro diso e!
K'izao aho vao manembona hariva
Ref: Ireo fifamaliana sy ady natao
Hifonako indrindra e! malala ô aklyuaju
Izay tsy tantinao avy amiko tononkira.serasera.org re
Esory aminao e!
Ô ry malala ô! Manina anao ho'aho ny aty e
Tiana ô! Misaina xnpykw aho nohon'ny nisaraka anao e!
Ny fiainako
Manenjika ahy ny fahosanao
Tiana tsy foy
Adino fa ny tenako koa e!
Mety misy adalana tsy zaka
Ref:
Malala htijjdgx ô! Ny fo tokoa dia rano mafana e
Mandrendrika
Dia tsy mba tsapantsika tokoa
Ny efa natao
Izay vao tsapako ry tiana e!
Fa ny firaisana fandeferana
Ref:
Ka manina
Mahatsiaro ka miantefa aminao
Tiana tsy foy
Manenina fa mahatsiaro diso e!
K'izao aho vao manembona hariva
Ref: Ireo fifamaliana sy ady natao
Hifonako indrindra e! malala ô aklyuaju
Izay tsy tantinao avy amiko tononkira.serasera.org re
Esory aminao e!
Ô ry malala ô! Manina anao ho'aho ny aty e
Tiana ô! Misaina xnpykw aho nohon'ny nisaraka anao e!
Ny fiainako
Manenjika ahy ny fahosanao
Tiana tsy foy
Adino fa ny tenako koa e!
Mety misy adalana tsy zaka
Ref:
Malala htijjdgx ô! Ny fo tokoa dia rano mafana e
Mandrendrika
Dia tsy mba tsapantsika tokoa
Ny efa natao
Izay vao tsapako ry tiana e!
Fa ny firaisana fandeferana
Ref:
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AingaVangy : 569
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ramihaja08
Daty : 29/10/2025 20:13
