Raha tsy Ianao ry Tompo (Ny Ainga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
twnyiqi Ref: Raha tsy puxrih ianao
Ianao ry Tompo
Ritra, foana ny hafaliako
F'eo akaikiNao, lavitra ahy
Ny ahiahy rehetra mampaory

Haizina no niserana raha nilaozako
Ry Tompo izany dia
Voasoritra handalovako
Nefa Ianao, ry Tompo ô zpul tsy nandao
F'eo anilako hatrany

Ref: Raha tsy Ianao tononkira.serasera.org ry Tompo...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Ainga
Visites : 408
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ramihaja08
Date : 29/10/2025 08:48
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0394