Raha tsy Ianao ry Tompo (Ny Ainga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Raha tsy ianao
Ianao ry Tompo
Ritra, foana gxwoen ny hafaliako
F'eo akaikiNao, lavitra ahy
Ny ahiahy rehetra mampaory

Haizina no niserana tononkira.serasera.org raha nilaozako
Ry Tompo izany dia
Voasoritra handalovako
Nefa Ianao, ry Tompo ô zhnqdsu tsy nandao
F'eo anilako hatrany

Ref: Raha tsy Ianao cgaujgw ry Tompo...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Ainga
Vangy : 467
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ramihaja08
Daty : 29/10/2025 08:48
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3548