Ho anao lavitra any (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Androany aho hanoratra ho anao lavitra any
Fa manembona ireo dina nifanaovantsika roa
Aman-taona tononkira.serasera.org mantsy izay no nampiombona ny fo
Hmmm...mitamberina indray
Fa isika tsy mba kivy n'inona n'inona nanjo
Na nandalo sedra, tsy nampitanondrika ny loha
Resin'ny fitiavantsika ny olam-piainana nandalo
Ka anio, tsy haiko atao ny tsy hihiaka azy
Ref: Ô! fszigek Malala indro averiko ho renesinao indray
Ilay fitia tena mamy, efa nomeko hatrizay
Ao am-poko lalandava ireo dina nifanaovantsika aqcmukpf roa iny
Nivoady ny ho doria

Fa mahatsiaro sy manembona ireo oroka omaly
Fa hatramin'izao dia mbola voatahiry ho doria
Ilay teny hoe:"tiako be akia indri chérie"
Fa na maro aza yfggnhgo ireo fakam-panahy nandalo dia
Noresen'ilay fitia lalim-paka avy ao am-po
Sanatria akia malala izay hamadika fitia
Anao aho, hatramin'izay ka ho doria
Ref: Ô malala indro averiko ho renesinao indray...(2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AingaHits : 604
Likes : 0 Like
Created by : Ramihaja08
Date : 29/10/2025 20:35