Dada malala (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E izany fahiny
Dia ho nofiko ve ny fahiny
Diavola-mazava re anilan’i Dada sy Neny
evifac Ry rivotra ambadiky ny ala
Mba any ve Dada malala
Lazalazao tononkira.serasera.org re fa manina azy aho izao
Dada malala tsy foiko indrindra
Lazalazao re fa manina azy aho izao
Ry rivotra ambadiky ny ala
Mba any ve Dada malala
Lazalazao re fa manina azy aho izao
E ry volana ambony
Ny lasa tsy hiverina intsony
Ireny sedram-pihafiana ireny e
Mitsaika tsy maty ao am-po
Ry rivotra ambadiky ny ala
Mba any ve Dada malala
xmigye Lazalazao re fa manina azy aho izao
Dada malala tsy foiko indrindra
Lazalazao re fa manina azy aho izao
Ry rivotra ambadiky ny ala
Mba any ve morx Dada malala
Lazalazao re fa manina azy aho izao
Dia ho nofiko ve ny fahiny
Diavola-mazava re anilan’i Dada sy Neny
evifac Ry rivotra ambadiky ny ala
Mba any ve Dada malala
Lazalazao tononkira.serasera.org re fa manina azy aho izao
Dada malala tsy foiko indrindra
Lazalazao re fa manina azy aho izao
Ry rivotra ambadiky ny ala
Mba any ve Dada malala
Lazalazao re fa manina azy aho izao
E ry volana ambony
Ny lasa tsy hiverina intsony
Ireny sedram-pihafiana ireny e
Mitsaika tsy maty ao am-po
Ry rivotra ambadiky ny ala
Mba any ve Dada malala
xmigye Lazalazao re fa manina azy aho izao
Dada malala tsy foiko indrindra
Lazalazao re fa manina azy aho izao
Ry rivotra ambadiky ny ala
Mba any ve morx Dada malala
Lazalazao re fa manina azy aho izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AingaVangy : 23277
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 15/12/2002 14:04
