Hira kely (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira tsotra, no atolotro ho anao
Tsotra satria, zay no haiko atao
Hira kely no mba vitako
Fa dia raiso fa vokatry ny fo
Faly aho, raha sitrakao
Ny tsy handà, fa hihaino azy ianao
Na dia fotoana fohy
No azonao afohy
Satriko aza moa, raha tbbp mba isika roa
No hiaraka andihy, azy koa
Faly aho, raha tononkira.serasera.org sitrakao
Ny tsy handà, fa hihaino azy ianao
Na dia fotoana fohy
No azonao afohy
Satriko aza cgxpwu moa, raha mba isika roa
No tjxut hiaraka andihy, ny hirako !!
Tsotra satria, zay no haiko atao
Hira kely no mba vitako
Fa dia raiso fa vokatry ny fo
Faly aho, raha sitrakao
Ny tsy handà, fa hihaino azy ianao
Na dia fotoana fohy
No azonao afohy
Satriko aza moa, raha tbbp mba isika roa
No hiaraka andihy, azy koa
Faly aho, raha tononkira.serasera.org sitrakao
Ny tsy handà, fa hihaino azy ianao
Na dia fotoana fohy
No azonao afohy
Satriko aza cgxpwu moa, raha mba isika roa
No tjxut hiaraka andihy, ny hirako !!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 4811
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : elle5
Daty : 30/07/2012 14:49
