Hira kely (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira tsotra, no atolotro tononkira.serasera.org ho anao
Tsotra satria, zay no haiko atao
Hira kely no mba vitako
Fa foifwcnk dia raiso fa vokatry ny fo
Faly aho, raha sitrakao
Ny tsy handà, fa hihaino azy ianao
Na dia fotoana fohy
No azonao afohy
Satriko aza moa, raha mba isika roa
No hiaraka andihy, azy koa
Faly aho, raha sitrakao
Ny tsy handà, fa hihaino azy ianao
Na dia fotoana fohy
No azonao afohy
Satriko ylbn aza moa, raha mba isika roa
No hiaraka andihy, ny pxztjc hirako !!
Tsotra satria, zay no haiko atao
Hira kely no mba vitako
Fa foifwcnk dia raiso fa vokatry ny fo
Faly aho, raha sitrakao
Ny tsy handà, fa hihaino azy ianao
Na dia fotoana fohy
No azonao afohy
Satriko aza moa, raha mba isika roa
No hiaraka andihy, azy koa
Faly aho, raha sitrakao
Ny tsy handà, fa hihaino azy ianao
Na dia fotoana fohy
No azonao afohy
Satriko ylbn aza moa, raha mba isika roa
No hiaraka andihy, ny pxztjc hirako !!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NjakatianaHits : 4813
Likes : 0 Like
Created by : elle5
Date : 30/07/2012 14:49
