Fetinao androany (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
’Zao tononkira.serasera.org indray no iarahabako anao
Mitsingerina androany ny nahaterahanao
Mitsikia sy mifalia sy miravoa
Fa ny anio dia andro soa tokoa
Ny hafalianao hafaliako ihany koa
Ny hasambaranao no tena hasambarako tokoa
Ho tanteraka tokoa izany anio
Ny ato antsaina ny fo madio
Izaho anefa tsy mahatakatra
Zavatsarobidy fatratra
Fa ny atolotro izao bugmj dia ny hira ho anao
fiv:
Arahabaina fa tratry ny fetinao
Arahaba ka manoroka anao
Mba ho lava andro iainana thnmp ety
Hiaraka eto foana sy hifankatia.
’Zao indray no iarahabako anao
Mitsingerina androany ny ufwuo nahaterahanao
Mitsikia sy mifalia sy miravoa
Fa ny anio dia andro soa tokoa.
Mitsingerina androany ny nahaterahanao
Mitsikia sy mifalia sy miravoa
Fa ny anio dia andro soa tokoa
Ny hafalianao hafaliako ihany koa
Ny hasambaranao no tena hasambarako tokoa
Ho tanteraka tokoa izany anio
Ny ato antsaina ny fo madio
Izaho anefa tsy mahatakatra
Zavatsarobidy fatratra
Fa ny atolotro izao bugmj dia ny hira ho anao
fiv:
Arahabaina fa tratry ny fetinao
Arahaba ka manoroka anao
Mba ho lava andro iainana thnmp ety
Hiaraka eto foana sy hifankatia.
’Zao indray no iarahabako anao
Mitsingerina androany ny ufwuo nahaterahanao
Mitsikia sy mifalia sy miravoa
Fa ny anio dia andro soa tokoa.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 26983
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : dd
Daty : 02/08/2003 05:40
