Tonga namana (NJAKATIANA sy BODO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ojnblhaa Ny fifaliako izay mba hiriko
Tsisy toloko mamin'ny foko
Fa tonga namana iray
Izay tiako sady tia ahy
Tsisy ahiahy, mandrakizay
Ny taram-poko, tiako ho zaraina
Ho tononkira.serasera.org kolokoloiko amin'ny
Fa tojo namana iray
Izay tiako sady tia kiadfxx djhnugmc ahy
Tsisy ahiahy, mandrakizay
Izahay no efa toy izao
Fa nomenao sady natolotrao
Ny fonay no efa tsy mendrika
Tsisy toloko mamin'ny foko
Fa tonga namana iray
Izay tiako sady tia ahy
Tsisy ahiahy, mandrakizay
Ny taram-poko, tiako ho zaraina
Ho tononkira.serasera.org kolokoloiko amin'ny
Fa tojo namana iray
Izay tiako sady tia kiadfxx djhnugmc ahy
Tsisy ahiahy, mandrakizay
Izahay no efa toy izao
Fa nomenao sady natolotrao
Ny fonay no efa tsy mendrika
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NJAKATIANA sy BODOVangy : 949
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fabie2000
Daty : 10/07/2024 11:26
