Wanna Fly (NEO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisidina ambony hiala ny tany hiaraka aminao
Fo saina fanahy hiaraka hidola amin'ny anao
Ny olona tsy maintsy hitady sakana ho antsika tsy hiampita
Fitiavantsika mbola mahery, izay mitranga eo tsy ho zakanao irery

I wanna fly(x4)

Sitting on this bench thinking how my life's not easy
Wanna fly away with the breeze through my wings
I want to take you with me through every territory
I've got no regrets 'cause I know I'm in peace yeah

I wanna fly high
HIgh up in the clouds
We'll be together screaming and shouting
We'll be together screaming and shouting
Our love for each other

I wanna fly(x3)
HIgh up in the clouds
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NEO
Vangy : 371
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 19/04/2022 18:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1517