Ataontsika Fanao (NEO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tantara saika ratsy ho aho ny ahy nefa novainao tanteraka
Fafazo rano aho sao manonofy fa ny ampitso kay ianao ka efa teraka
Maontina raha jerena nefa pdgsg tompon'ny adalàna
Tsy afaka an-tsaiko ilay revinao mody mitsiky nefa saro-piaro
Tsiron'ny molotrao toa mampitapy
Tsy inon-tsy inon'izay fahalemenao
Tchin tchin fa nanilako tononkira.serasera.org ianao
Ny volana tsy ho azoko fa ny hampisidina anao e

Ho ataontsika fanao
Ataontsika fanao nao nao nao, nao nao nao nao
Ho ataontsika fanao nao nao nao,nao nao nao nao
Raha mety aminao yeah

HIfampizara tsikitsiky tsy adino mitampify
Ny alahelo teo ny tsiky
Fa dia love no rmtwp fenofenoina
Fa ny love no fenofenoina

Fa ny fitiavako androany tsentsina tsisy tomany
Ny saiko efa mila anao ihany
Ny foko tsy adino hatrany
Sambatra tsisy ohatr'izany fa mila anao io gyal e
Fa mila anao io gyal e

Fa mila raha jerena , fa izay tianao ekena
Fitiavana tsy noterena fa tsy sangisangy, fa tena izy fa tsy kilalao
Tena izy fa tsy kilalao
Fifampizaràna tsy misy ohatr'izany pvnqh

Ho ataontsika fanao
Ataontsika fanao nao nao nao, nao nao nao nao
Ho ataontsika fanao nao nao nao,nao nao nao nao
Raha mety aminao yeah

Ianao ilay tena ilaiko hameno ny fiainako
Izaho hiaraka adala aminao
Hifameno  ny adalàna, hifameno  ny adalàna
HIfameno
Hifameno  ny adalàna, hifameno  ny adalàna yeah

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : NEO
Visites : 913
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : JonRadaf
Date : 19/04/2022 18:06
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317