Track 3 (Nazarene Herymaizina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nazarene Herymaizina.., Track fahatelo
Olty e!

Hip-hop-ko ambony art bettes CV art mainty
Omeo taratasy feno feinte ho an'ny mpivavaka tia mangarom-body
Fa miraikitra am tanako ny mic
Miraikitra anaty manoir mainty ah hanamboarako rima mampihaiky
De mivoka mirap anaty vatapaty
Mi-live anaty laboratoire-na ritsokana athée tsy glady
Fa be ny bandy milaza azy ho hardcore
Nefa rehefa tena enoina otrany mopera zebra daholo
Mamono elefanta ilay fanondro adala kely
Fanondro adala tokana no fanakorotanana ny lohan'ny olona
Ompa miverimberina no anaty note-ko
Raha mitady devoly ny jobanlah de mahazo mijery anaty klotiko
Tsy faute-ko raha karatra mainty, dorako izao tontolo izao
De jesosy sary vongana hitazana fotsiny
Zah manjono litera anaty rehoaka
Tsy misy ny paradisa fa ny anjely aza mandoalika eto anantrehako
Kozio ah hoe explicite de ekeko
Rap tsisy rima maloto andefasako rivotra arahana sento
Fa eto tsy mila fiangonana fa mila bar
Valala atao tsaky, ny akamako manao akanjo noir
Mainty mamboly raozy mena eo am lohasahan'ny fahafatesana
Track fahatelo ho an'izao tontolo izao
Mainty mambony raozy mena eo am lohasahan'ny fahafatesana
De tondrahana pi izao tontolo izao
Nazarene bandy iray, fa miainga avy aty am afobe izay lejiona hamanalina
Olty e!
Mampitandrina ny ambany korodona
Vôtabory mivonkona de miforitika ambony tasitara ny rima bokona
Migodana midaboka ny lohan'izay mihaina
Teleportion mankany amzay hientefan'ny onja na sofon'ny olona
Jereo zah mainty nefa elah zedra
Hatrany anaty berceau, ny rap'nlah pire otrany bandy verseau
Zah tsy mibizina phone fa mibizina fanahan'ny olona
Nefa betsaka ihany ireo manantena zavatra tsy misy
Afobe tsy misy no hatahorana raha tonga any andanitra ah de dorako ny paradisa
67ha fanondro adala atao ambony
Solon'ny rivotra afaka zato taona ravin-kazo no fohana
Zah mpisolotena ny kozy mantafitohana
Tsy mandray tanana ah fa afaka manome totondry
Ny isan'ny ompa anaty lohako tsy hainlisany
Ô ry zalah dory ny la croix fa zah no mpamonjy anlisany
Raha nangina elah tsy midika izany fa hendry elah
Fa midika izany hoe manajana ny torimason'ny devoliko elah
Na ratsy no ataoko tsy anjaranlah no mitsara na de zavatra hinoanlah aza no haratsiko
Otrany hoe Hitler no héro-ako voalohany
De ompaiko izao tontolo izao satria izy ratsy saina
Nazarene Herymaizina sponsor-n'ny fiangonana
Mitsiriritra ny fiainako Andriamanitra satria ah olombelona mety maty
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nazarene Herymaizina
Vangy : 223
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Azazel
Daty : 05/10/2023 13:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0726