Fijery mitsongolika (Nazarene Herymaizina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ato am tempolin'i Nazerene Herymaizina vantana avy aty ambany tany

Tompokolahy sy tompokovavy amzao de maka fivoriana vaovao ny rap
Fa tonga ny ora ezakilasiona HH mainty, dark
Ilay ora maizina fifohazako
Dimansiona na fasana 67ha hazavain'ny volana ny tananako
Ny haizina no akamako
Ny fahankalana no kaloka
Sokafako ny afobe satria ny fanahy ato anatiko tsy mahavoavidy ny lanitra
Tsy te aharitra satria tsy de miasa amiko koa ny tany
Tsy hamono tena, tsy hanorona ho an'ny rap iny fa ho an'ny mandrakizay ihany
De tongava soa lisany izay mihaino aty anelankelan-tranon'ny vorondolo
Tempoly hatsatr'i Nazarene maka endrika devoly
Manangona hery maizina anaty ny tantara
Eo am mic, amzay ho kobon'ny olona fa mbola disciple-ko ny tasitara
Zah no gourou anle mozika mainty nalefan'i satana tety ambony tany
Hitondra vaovao mahafaly ho an'ny velona
Amzao saran-dalana mankany andanitra ataoko loka
De manomana fandriana ho an'ny zanahary ah ambany tetezan'Ikopa

Fijery mitsongolika zaraiko ho anze manana ravin-tsofina
Izay mpanaratsy hampandihiziko ho azy ny ravim-bodiko
Mandrosoa aty anaty sahana ravim-bonikazo
Fa mila havadika ny tany, hatsongolika ny tany
Fijery mitsongolika zaraiko ho anze manana ravin-tsofina
Izay mpanaratsy hampandihiziko ho azy ny ravim-bodiko
Mandrosoa aty anaty sahana ravim-bonikazo
Fa mila havadika ny tany, hatsongolika ny tany

Matetika ah mandrora eny am lalako, mandreohaka eny am fahavaloko
Mba hampihaingona ny vatapatiko
Fa ny zava misy mampigiadra ny fanantenaiko
Zah tsisy finoana, lalana mankany amle volana mody no haraiko
Fantatro..,fantatro fa ho avy ny andro hitomanizako, hahafatesako
Fa alohan'izany rehetra izany manakorotana ny lohan'izao tontolo izao
Tsy angano na fitaka ny ah
De ho kobonlah fa hibitaka hatramin'i bouddha
Hoe tsy ilaina marina ny nirvana
Avé satana a, ny ah anaty
Zah no mpanjaka
Vonoiko ny dragona, vonoiko ny sipakely de pehako rehefa maty
Maimbo tsy mivadika am HH gothic gore, hardcore
Mamerina am laoniny ny lohanlah izay efa nobôriken'ny fiarahamonina
Elah ataon'ny zanahary bôritra...
Voasokasoka sady hapitiky ny rivotra otran'ny taitsigarako
Mandrovitra ny ravi-tsofonlah ny inspirako mamay
Zah taolana mandendeha satria ny kaliko maraina poirot iray sy karoty iray

Fijery mitsongolika zaraiko ho anze manana ravin-tsofina
Izay mpanaratsy hampandihiziko ho azy ny ravim-bodiko
Mandrosoa aty anaty sahana ravim-bonikazo
Fa mila havadika ny tany, mila hatsongolika ny tany

Marijuana solona rose
Mametraka ho aingam-panahy voa-jauge
Ary zah izay hiala amin'io fhuuu endraso eo jesosy
Kozy, kiana ary papier hygiénique famaizana
Mc voalanja elah, voahisa de hita fa maivana
Nazarene Herymaizina tsy azo andramana
Vorondolo miambozona la croix mitsongolika mampitsaoka ny voromahery (tsy lelx)
Kombaka ho an'ny mokon-dohany, solon'anarana devoly
Satria tsy hitako izay maha samy hafa ny playboy sy ny baiboly
Hakikely tongotro mahavita mitsipindy ny tany
Mivezivezy am alina fa te hi-perce zaza tsy ampy taona
Satria ah rehefa mirap manolana ny instrum
Tsy miandry octobre fa isan'andro ny ah ny Halloween
Tchin tchin
Aleo handroso na be mpandavo aza na vintsy
Vao teraka ny inspi-ako mbola zaza de efa ambony tasitara ny fauchage (bang bang)
Izay te hanandrana, miomana ho faty de omevo siksa ny devoly avy aty amiko
Fa zah mizara fijery mitsongolika

Fijery mitsongolika zaraiko ho anze manana ravin-tsofina
Izay mpanaratsy hampandihiziko ho azy ny ravim-bodiko
Mandrosoa aty anaty sahana ravim-bonikazo
Fa mila havadika ny tany, mila hatsongolika ny tany
Fijery mitsongolika zaraiko ho anze manana ravin-tsofina
Izay mpanaratsy hampandihiziko ho azy ny ravim-bodiko
Mandrosoa aty anaty sahana ravim-bonikazo
Fa mila havadika ny tany, mila hatsongolika ny tany

AVÉ SATANA a

Nazarene Herymaizina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nazarene Herymaizina
Vangy : 289
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Azazel
Daty : 05/10/2023 13:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0738