RAISO (Nathan Pierre)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsapako ny adisoko sy ireo adalana nataoko
androany mihandrandra famonjena
mamela ireo heloko Ray , ny fiainako atolotro ho anao
Raiso ity foko anjakao ...
mifona aho anio mamela , Hamindrao fo
mandondona aho , anokafy fiainam-baovao
omeo ahy ilay fanahy masinao , hanorolo lalana ahy
F'Ianao no lalana , ary fiainana

REF : Mamindra fo Ray ...
Mamela ahy ...
X2
( Raiso aho ho Anao )


Na dia kely aza no niandoako ... Dia ho lehibe ny Hiafarako ...
Raha mbola misy koa ny farany ... tsy ho foana ny fanantenako ...
Tsy ataotra aho f'Ianao momba ahy , efa Ianao no tiako
eo anilanao ny ahy ny Faniriko

REF : Matoky Anao aho Ray ...
Manana anao aho Fanahy ....
( Tsara Ianao )
Mamindra fo Ray ...
( Raiso aho ho Anao )
=> Lead (NP) ... mamindra fo ... Oh Ray ... Yeah
=> Choeurs ... Raiso Ho Anao aho X6
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nathan Pierre
Vangy : 840
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nathanpierre
Daty : 18/12/2019 23:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4477