iny lalako iny (mpiray dinidinka miara miaina amin'i kristy)

INY LALAKO INY

1. Iny lalako iny e, lalan’tsarotr’iny
miaraka amin’ny tompo
no anarahako iny

fiv: iny lalako iny, iny lalako iny e
hazofijaliana no tononkira.serasera.orglanjaiko amin’iny lalak iny

2. iny lalako iny e, be fahavalo iny
ety sady tery anie no anarahiko iny

3. ry Jesoa Topmo ô, mba tantano aho
fa mideza loatra anie iny lalalko iny

Mpihira : mpiray dinidinka miara miaina amin'i kristy
Mpamaky : 1975
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : valy
Tamin'ny : 23/02/2005 22:49:31
ID : 2966

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo