iny lalako iny (mpiray dinidinka miara miaina amin'i kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
INY LALAKO INY1. Iny lalako iny e, lalan’tsarotr’iny
miaraka amin’ny tompo
no anarahako iny
fiv: iny lalako iny, iny lalako iny e
hazofijaliana no lanjaiko amin’iny lalak iny
2. iny lalako iny e, be fahavalo iny
ety sady tery anie no anarahiko iny
3. ry Jesoa Topmo ô, mba tantano aho
fa mideza loatra anie iny lalalko iny
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : mpiray dinidinka miara miaina amin'i kristyVisites : 2199
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : valy
Date : 23/02/2005 23:49