iny lalako iny (mpiray dinidinka miara miaina amin'i kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
INY LALAKO INY1. Iny lalako iny e, lalan’tsarotr’iny
miaraka amin’ny tompo
no anarahako iny
fiv: iny lalako iny, iny lalako iny e
hazofijaliana no lanjaiko amin’iny lalak iny
2. iny lalako iny e, be fahavalo iny
ety sady tery anie no anarahiko iny
3. ry Jesoa Topmo ô, mba tantano aho
fa mideza loatra anie iny lalalko iny
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : mpiray dinidinka miara miaina amin'i kristyHits : 2201
Likes : 0 Like
Created by : valy
Date : 23/02/2005 23:49