Aiza ametrahanao ny ho avinao (Mpanangana ny Faneva)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ametrahanao ny ho avinao eh
Ety an tany vé sa any an danitra
Efa h@ ela anie niandry anao eh
Jesosy ilay Zanak'Andriamanitra
Tsarovy fa mandalo ihany
Ny fiaianana ety Ambony tany
Voafetra raha toa ka misy 70 , 80 ihany
Fa tsy manampetra ny any an danitra any

         tononkira.serasera.org Izy Tonga nofo ka namonjy anao eh
         Mba fantatrao ve ny Tantarany
         Aza variana amin'zao fiainana izao eh
         Fa mba  diniho sy saino izay ambarany
         Ahitra aran nofo tsara nefa mora malazo
         Isika no nitafy nofo fa Jesosy niantona
         Tambony hajo ,Ka tonga volwmi i Jehovah
        egvjtqs   Ilay Tompo ny Maro

Mbola otbaeze tsy tara enao raha manantona Azy
Raiso hatolony fa mahavelona
Niaretany ny aretiny  ireo marary
Ka nilanjany ny hazo fijaliana
Aza maniratsira ianao na mangatak Andro
Ndao Iaraka hihira ,Aoka iza ny andraso andraso
Ndrao  any arina hovidiana Lafo
    
      
        

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mpanangana ny Faneva
Visites : 749
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : 220501
Date : 08/12/2023 13:28
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2364