SOA FA TEO IANAO (Mirentiony)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Na maro aza ireo ditrako
Tsy voatanisa eto izay vitako
Ianao namindra fo
Ry Ray Tompo Tsitoha

2. Na be aza ny fahotako
Na maro azan y adalako
Ianao tsy namela ahy
Ho resin’ny fakam-mpanahy

Refrain: Soa fa teo Ianao
R’Ilay Mpahary ahy
Soa fa teo Ianao
R’Ilay Mpanavotra ahy
Soa fateo Ianao
R’Ilay mpananatra ahy
Soa fateo Ianao
Ray,Zanaka, Fanahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mirentiony
Vangy : 2390
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mirentionygpe
Daty : 25/10/2007 16:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.531