MISAOTRA RAY (Mirentiony)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Ray

1.Raha tsy teo ianao
Nitantana Ahy
Raha tsy ny sandrinao
Nisakambina ahy
Dia tsy ho hitako
Ny lalan-kaleha
Tsy ho vitako ny adidiko ve

2.Noho ilay avotra
Tao Kalvaria
Dia tsy rakotra
Ny fiainanay tety
Noho ilay zanakao tononkira.serasera.org
Jesoa kristy
Dia indro afaka aho
Ka miriaria

Refrain:
Misaotra anao ry Ray
Midera Anao
Misaotra Anao  ry Ray
Mankalaza ftbeqnwq Anao
Ka gwmkkgw indro ny tanako
Raiso anio
Ho mgexxvb fonenanao
Divoy aho,sasao
Dia hadio, ho tempolinao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mirentiony
Vangy : 2810
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/11/2007 07:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0344