SOA FA TEO IANAO (Mirentiony)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bwdlywh
1. Na maro aza ireo ditrako
Tsy voatanisa eto tononkira.serasera.org izay vitako
Ianao namindra fo
Ry Ray Tompo Tsitoha

2. Na be aza ny fahotako
Na maro azan y adalako
Ianao tsy namela ahy
Ho resin’ny fakam-mpanahy

Refrain: Soa fa teo Ianao
abhc  R’Ilay Mpahary ahy
  Soa fa teo Ianao
  R’Ilay Mpanavotra dqisxqg ahy
  Soa fateo Ianao
  R’Ilay mpananatra ahy
  Soa fateo Ianao
  Ray,Zanaka, Fanahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mirentiony
Visites : 2931
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mirentionygpe
Date : 25/10/2007 16:45
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0506