Tanindrazako (Mihir'All for Jesus)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanindrazako ô! Mba rahoviana ihany
Izay vao afaka eo ambozonanao izany fahantrana izany
Tanindrazako ô!Inona no antony
Tafalatsaka anaty aizina anie ianao
Tsy tonga saina ve ianao
Amin'ny loza mahazo anao
Isan-taona, efa isanandro vaky izao
Fihemorana hatrany hatrany,
Mikorotana ambony ambany
Io fahotanao io no anton'izany
Réf:Andeha re hibebaka e! dieny mbola tsy tara
Fa isika rehetra anie,miandrandra fiovana
Ho fanjakam-pisorona marina anie tokoa ianao
Rehefa aefshm vonona handray an'i Jeso hanjaka an-taninao
Tanindrazako ô!Voageja anie ianao
Ny fitiavan-tena tsindry hazo lena mbola manjaka ao
Firenena malalako ô!Hialao pqzmm re ny ratsy
Mba ho tononkira.serasera.org Nosin'ny fahasambarana ianao atsy ho atsy
Dia ho taratra ho an'ny hafa
Na amin'ny vokatra na amin'ny asa
Ho foana hatreo ireo mpangalatra sy ny tsy an'asa
Hifanampy ny fiaraha-monina
Ho firenena qcqdkg maha te honina
Ny fahantrana hisolo fiadanana!
Gasikara an! Ho firenena voafidy anie ianao
Hanjakan'Andriamanitra e!
Hampisambotra fa tsy hisambotra
Iaaaaaaaaaaaaaaaa!
Amen e! amen! amen!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mihir'All for JesusVangy : 867
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fitiavana raza
Daty : 14/06/2021 10:34