Maina (Menalootsa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mingaingaina lava zao ,mampitresaka ati-doha
Mampikaka ndry vazaha sy manorina hodi-doha
Masoandrobe mandoro ,mampirongatra kijeja
Mandrehitra tontolo ,mampidegany adala
Migaingaina lava zao ,mampitresaka ati-doha !
Mandrehitra qvfidpa tontolo ,mampidegany adala
Maina...
Fahoriandra-olombelona ,ny tsy fananana ariary
Mba ahafahany mivelona soa aman-tsara tsy marary
Fahatapahana mazàna ,efa mila hanala aina
Fitadiavana tononkira.serasera.org karama ,fanafody tsy ahamaina
Nitetitetika ny hatavy ,kinanjo niala maina o!
Ireo "jolis" miseho favy fa gina savilaina
Maina...
Karazam-bokatry ny tany ,mandefa lavitra vinany
Saro-pady lafo vidy ,tafa roa rsvtfv dia mahadidy
Voarara mafy ny lalàna sy voahenjika eto an-tany
Fa voasokajy fahotana ny fihinanana an’izany
Karazam-bokatry ny tany ,mandefa lavitra vinany o!
Voasokajy fahotana ny deilbiqu fihinanana an’izany
Maina...kaya...ganja...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MenalootsaHits : 2607
Likes : 0 Like
Created by : Lipo mena
Date : 04/02/2003 12:33