Ampidiro aloha ny tenimiafina
Maina (Menalootsa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mingaingaina lava zao ,mampitresaka ati-doha
Mampikaka ndry vazaha sy manorina hodi-doha
Masoandrobe mandoro ,mampirongatra kijeja
Mandrehitra tontolo ,mampidegany adala
Migaingaina lava zao tononkira.serasera.org ,mampitresaka ati-doha !
Mandrehitra kxrctxxm tontolo ,mampidegany adala
Maina...
Fahoriandra-olombelona ,ny tsy fananana ariary
Mba ahafahany mivelona soa aman-tsara tsy enuomhk marary
Fahatapahana mazàna ,efa mila hanala aina
Fitadiavana karama ,fanafody tsy ahamaina
Nitetitetika ny hatavy ,kinanjo smok niala maina o!
Ireo "jolis" miseho favy fa gina savilaina
Maina...
Karazam-bokatry ny tany ,mandefa lavitra vinany
Saro-pady lafo vidy ,tafa roa dia mahadidy
Voarara mafy ny lalàna sy voahenjika eto an-tany
Fa voasokajy fahotana ny fihinanana an’izany
Karazam-bokatry ny tany ,mandefa lavitra vinany o!
Voasokajy fahotana ny fihinanana an’izany
Maina...kaya...ganja...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MenalootsaVisites : 2641
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Lipo mena
Date : 04/02/2003 12:33