Ampidiro aloha ny tenimiafina
Maina (Menalootsa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
iwzgm Mingaingaina lava zao ,mampitresaka ati-doha
Mampikaka ndry vazaha tononkira.serasera.org sy manorina hodi-doha
Masoandrobe mandoro ,mampirongatra kijeja
Mandrehitra tontolo ,mampidegany adala
Migaingaina lava zao ,mampitresaka ati-doha !
Mandrehitra tontolo ,mampidegany adala
Maina...
Fahoriandra-olombelona ,ny tsy fananana ariary
Mba ahafahany mivelona soa aman-tsara tsy marary
Fahatapahana mazàna ,efa mila hanala aina
Fitadiavana karama ,fanafody tsy ahamaina
Nitetitetika ny hatavy ,kinanjo niala maina o!
Ireo "jolis" miseho favy creyo fa gina savilaina
Maina...
Karazam-bokatry ny tany ,mandefa lavitra vinany
Saro-pady lafo vidy ,tafa roa dia mahadidy
Voarara mafy ny lalàna sy voahenjika eto an-tany
Fa voasokajy fahotana ny fihinanana an’izany
Karazam-bokatry ny cdesiusk tany ,mandefa lavitra vinany o!
Voasokajy fahotana ny fihinanana an’izany
Maina...kaya...ganja...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MenalootsaVangy : 2641
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Lipo mena
Daty : 04/02/2003 12:33