Mafana (Mario)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mafana ny andro, aiza labiera
Mila misotro oh eran’ny dciaf vera
Avy eo anefa migoka tsy tana
Alefalefa eh Mafanafana
Ref : Mafana eh Mafana ho aho
(×4)
2. Migoka tsy tana nafanafana
Lasa tomaty eh natao tsakitsaky
Miodina izy izany Moramora ihany lfdsoo eh
Miodina izy izany eh ambony ambany
Ref :
Ok
3. Ny andro manara aiza dxhyvb sambo
Anaty bar ah mandritry ny andro
Aza masiaka fa alefako mora oh
Zaho mangatsiaka aza mampidola
(Kelikely tononkira.serasera.org fotsiny fa aza be resaka eh
Mba fofofofony Fa nga atao betsaka eh)
Ref :
(Solo guitare)
Katry katry katry (x2)
(Folaka)
Mila misotro oh eran’ny dciaf vera
Avy eo anefa migoka tsy tana
Alefalefa eh Mafanafana
Ref : Mafana eh Mafana ho aho
(×4)
2. Migoka tsy tana nafanafana
Lasa tomaty eh natao tsakitsaky
Miodina izy izany Moramora ihany lfdsoo eh
Miodina izy izany eh ambony ambany
Ref :
Ok
3. Ny andro manara aiza dxhyvb sambo
Anaty bar ah mandritry ny andro
Aza masiaka fa alefako mora oh
Zaho mangatsiaka aza mampidola
(Kelikely tononkira.serasera.org fotsiny fa aza be resaka eh
Mba fofofofony Fa nga atao betsaka eh)
Ref :
(Solo guitare)
Katry katry katry (x2)
(Folaka)
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MarioVangy : 2630
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solomona17
Daty : 16/02/2024 08:56
