NOHO IANAO (Mamy Andy Lala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nafoiko noho ianao izao rehetra tononkira.serasera.org izao
eny nafoiko izany mba hitiavako anao
nefa ianao toa nampitomany ity foko efa tony
eny na ny aiko aza ny haiko nafoy noho hobuz ianao
Kanefa ankehitriny nahoana re
no navelanao xbrtj hijaly aho toy izao
mahatsiaro ny fahiny aho dia latsa-dranomaso
ka ny lasa rehetra hadinoiko noho ianao
Masina re ianao,ianao no nandao
ianao ihany no anton’izao
fa izaho kosa namefy ny foko tomany
masina re ianao
Nafoiko noho kftqdz ianao...
Kanefa ankehitriny nahoana re...
Veloma ka masina ry nisintaka any ho any
masina ry olon-tiako,eny masina ianao
veloma tsisy tsiny ry endrika nindramiko
veloma ka masina ianao
eny nafoiko izany mba hitiavako anao
nefa ianao toa nampitomany ity foko efa tony
eny na ny aiko aza ny haiko nafoy noho hobuz ianao
Kanefa ankehitriny nahoana re
no navelanao xbrtj hijaly aho toy izao
mahatsiaro ny fahiny aho dia latsa-dranomaso
ka ny lasa rehetra hadinoiko noho ianao
Masina re ianao,ianao no nandao
ianao ihany no anton’izao
fa izaho kosa namefy ny foko tomany
masina re ianao
Nafoiko noho kftqdz ianao...
Kanefa ankehitriny nahoana re...
Veloma ka masina ry nisintaka any ho any
masina ry olon-tiako,eny masina ianao
veloma tsisy tsiny ry endrika nindramiko
veloma ka masina ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mamy Andy LalaVangy : 10460
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tatiana
Daty : 27/04/2006 22:45
