NOHO IANAO (Mamy Andy Lala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nafoiko noho ianao izao rehetra izao
eny nafoiko kosh izany mba hitiavako anao
nefa ianao toa nampitomany ity foko efa tony
eny na suxar ny aiko aza ny haiko nafoy noho ianao
Kanefa ankehitriny nahoana re
no navelanao hijaly aho toy izao
mahatsiaro ny fahiny aho dia latsa-dranomaso
ka ny lasa rehetra hadinoiko noho ianao
Masina re ianao,ianao no nandao
ianao ihany no anton’izao
fa izaho kosa namefy ny foko tomany
masina re ianao
Nafoiko noho ianao...
Kanefa ankehitriny nahoana re...
Veloma ka masina ry nisintaka qjzdftz any ho any
masina ry olon-tiako,eny masina ianao
veloma tsisy tononkira.serasera.org tsiny ry endrika nindramiko
veloma ka masina ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mamy Andy LalaVisites : 10354
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : tatiana
Date : 27/04/2006 22:45