Tolory ahy (Ma'IRa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tolory Fahendrena aho Tompo o!
Anaraka lnpw Anao.
Tolory Fahalalana aho Raiko o!
Hanaiky Anao.
-Fa maro loatra,ny sedra eo @fiainako
Fa be loatra,ireo izay tsy fantatro
Anaraka Anao aho,Tompo o!
Izay itondraNao ahy.
Anaiky Anao aho,izay sitraKao.

Tolory Fahendrena aho Tompo o!.....

Anaraka Anao aho,Tompo cjgqrm o!
Izay itondraNao ahy.
Anaiky tononkira.serasera.org Anao aho,izay sitraKao.
Ny faniriana!Ray o!ankiniko Aminao.
Ka na oviana,izaho tsy hiala Aminao.

Tolory Fahendrena aho qyikd Tompo o!.......

Ny faniriana,Ray o!
Ankiniko Aminao.
Ka na oviana,
Izaho tsy hiala Aminao.

Ny faniriana ,Ray o!
Dia ny hitoetra Anilanao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ma'IRa
Hits : 1036
Likes : 1 Like
Created by : fitia6
Date : 12/06/2019 19:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7047