You are here: home > Tononkira > Mahasina Lalatsangy

ETO AMPITANDRANO (Mahasina Lalatsangy)

Eto ampitandrano eto aho
No mibanjina mangina ao antsaina
Ao am-poko manina mahatsiaro anao ry tiana
O ry tiana malahelo anao lalaina

Ao am-poko lalina tsy mety maty
Tsy mety maty na hoviana na hoviana
Tsiky dia ampyNefa mila tsy ahatanty tsy ahatanty
Ny nofinofy anao ry tiana o

Zany endrikao o ry tiana
Soa lahy ka mahasondriana ahy tiako loatra
Eny tiako tsotra izao fa tsy mety rava
Voatahiry tena tiako tiako loatra

Ao am-poko lalina...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Mahasina Lalatsangy
Mpamaky : 2724
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rajy
Tamin'ny : 22/01/2010 10:20:16
ID : 5727

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo