Mena Masoandro (Mafro Martiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref :
Refa masoandro mody iny, any aminay
'Zaho sasa-miandry anao eo amin'ny paompy
Sady efa nohentiko le esma tena tiandry
Refa masoandro mody iny, any aminay
'Zaho tsy maintsy miandry anao eo amin'ny paompy
Sady efa nohentiko ny ylom tena tiandry
'Zaho aza avelanao midongizina be, efa aiko ianao fa manao beauté
Tsy hoe ny bandy no manaitaka be fa tsy qbemedl te hiravaka an'ity ela be
Sady efa maika be ny te ho wpkwcx Anizid sady eo anilany tiana
Maika hijeranao mivanitika be, maika hijery an'ilay sourire anao
Tonga iany ianao fa somarary taratara
Masonao hqktcso mijery avy lavitra misy tiany ambara
Fa raha ny amintsika roa hafa kely ny tantara
Efa nandramanay daholo ny bonan'ny gasikara
Fa io, tsy tononkira.serasera.org ho lany, fa mbola hafa ihany (anizid miaraka Aminao)
Ref : ...
(x2)
Mena Masoandro
Efa mena maso aho, mena masoandro
Efa mena maso aho, mena masoandro
Fa io, tsy ho lany, fa mbola hafa ihany (anizid miaraka Aminao)
Ref : ...
'Zaho aza avelanao midongizina be...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mafro MartioraHits : 1184
Likes : 0 Like
Created by : Anaf Andriam
Date : 26/02/2024 22:18