Anjarako (Lova Rakoto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asa fa tsy haiko,
Tsy fanahy iniako,
Avy dia lazaiko fa ianao no tiako,
Ianao no tiako.
Vao nanitsy monja ny masonao ny masoko,
Tonga dia nanonja ny fanasohasoko,
Ny adin'ny fanahiko sy saiko dia hitsahatra,
Ary ny ahiahiko resinao lahatra.
Ny dinika nandramako moa dia nankalaza,
Fa ianao ry namako no ilay sahaza,
Hanampiako izany, feno ny aminao svfpdrgh ny gbua banga nanontany
Tao ampoko tao 2x
Izay hery aromzy izay, no tena namantarako,
Fa ianao no ilay olona anjarako,
Ny teniko na vitsy, tsy resaka ankizy,
Tsapako mihitsy fa ianao...no izy...
Nosoratan'i Haingo ary nohirain'i tononkira.serasera.org Lova Rakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lova RakotoVangy : 1604
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lova20rkt
Daty : 08/09/2020 17:45